|
|
|
|

Teny iditra1  na zovy na zovy
Singan-teny  2 na, 3 zovy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 na iza na iza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 whoever [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 quiconque, qui que ce soit, n'importe qui [1.3]
8 quiconque [1.8]
Ohatra  9  Fa na zovy na zovy manota izany lalàna izany dia handevoziny [2.366#205]
10  dia ataoko mahadiso sy mahameloka izay manao izany, na zovy na zovy [2.654]
Tovy hevitra  11 na iza na iza

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12